|
|
|
|

Teny iditra1 tsy valahara
Singan-teny  2tsy, 3valahara
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5shameless, impudent. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6not restrained, not well ordered in behaviour, impudent, shameless, romping. [1.3]
7hardi, éhonté, effronté. [1.3]
8éhonté, effronté. [1.8]
Ohatra  9 Ededena ny olona tsy valahara [1.1]
10 Olona tsy vanona sy tsy valahara mianakavy, hoy izy nony vizana ka nijanona. [2.472]
11 Ilay namonjy antsika ve hamela iny zazavavy madio iny holotoin'ireo olon-tsy valahara? [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12